Dikan'ny teny : manamasina

Hampiditra dikany vaovao
1 Mankamasina (hasina) mt.p.: Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina, hanana hery, fahefana, hamboniana: Manamasina meday. 1 Manaja, mitsaoka: Tsy mety ny mankamasina ny sampy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel