Dikan'ny teny : manambahamba

Hampiditra dikany vaovao
1 (hambahamba) mt s.: Enti-milaza ny voronkely manainga (elatra) toa mitsapa hery alohan'ny hanidinany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel