Dikan'ny teny : manambara

Hampiditra dikany vaovao
1 (ambara) mt.p. (manambarà): Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran'ny olona niaranangalatra taminy Rabe, 1 Milaza: Iza no nanambara izany taminao? 1 Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao riuotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel