Dikan'ny teny : manambitamby

Hampiditra dikany vaovao
1 (tambitamby) mt.p. (manambitambaza): Manafosafo na manehatehaka malefaka amim-pitiavana mba hanala alahelo: Manambitamby zaza manavy. ~ Miangavy olona amin'ny fanomezan-javatra na karama, na amin'ny fanaovana izay hahafaly azy: Nanambitamby ahy mafy izy hanohana azy amin 'ny fifidianana ΒΆ M.h.: Manafosafo, misafosafo, mitsontsona, mandrotsirotsy, manolikoly, manojikojy, mihontihonty, manehatehaka, manejokejo, mamalifaly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel