Dikan'ny teny : manameloka

Hampiditra dikany vaovao
1 (meloka) mt.p. (manameloha): Manasazy ara-ka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara. ~Manao izay hampiforitra; mamokoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel