Dikan'ny teny : manamora

Hampiditra dikany vaovao
1 (mora) mt.p. (manamorĂ ): Mahatonga ho mora: Manamora ny dia aoka izany ny fiara. ~ Mampihena vidy: Manamora ny entambarotro ny habetsahany. ? Mampitony, mahatonga ho morainy: Nanamora azy ny fialan-tsiny nataonao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel