Dikan'ny teny : manampina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tampina) mt.p. (manampena): Manisy sarona amin'ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina voua fery. / Manampi-maso tsy hahita ? Manisy tapa-damba mba hanarona ny loaka amin'ny lamba: Manampina ny akanjon-janany rovitra Rasoa. - Manisy tsentsina: Manampina tangirika amin'ny vody rindrina. 1 Manisy sakana amin'ny zavatra iray mba tsy hahafahana mampiasa io zavatra io: Manampina lalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel