Dikan'ny teny : manampo

Hampiditra dikany vaovao
1 (fo) mt.p. (manampoiza): Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy fandriana. ~ Mihevitra, manantena: Tsy nanampo anao ho afaka mihitsy a-ho. 1 Mieritreritra, manao ho zavatra, miahy: Tsy manampo raharaha velively io Rangahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel