Dikan'ny teny : manampoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tampoka) mt. p.: Tonga tsy nampoizina, manatratra tampoka: Matetika no manampoka antsika olombelona ny fahafatesana Ahitsio
2 (tampoka) mt. p. (manampoha): Manampy rano: Iza no nanampo-drano ny divaiko teto? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel