Dikan'ny teny : manampy

Hampiditra dikany vaovao
1 (ampy) mt.p. (manampia): Mampitombo, ma nao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / HanamPy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao. ~ Mampitambatra ny herin'ny tena amin' ny an'ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin'io asa io? ? Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoĆ  ia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel