Dikan'ny teny : manamy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tamy) mt m. (manamia): Manao amboletra miditra ao an-trano amin'ny fihadiana vody rindrina, famakiana varavarana: Nisy jiolahy nanamy trano, hono, halina Ahitsio
2 (hamy) mta: Mitondra akanjo fenti-mihaingo, mihaingo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel