Dikan'ny teny : mananasy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. ananas) a.: Ka-r az an-javamaniry mamoa misy raviny matsilotsilo ary hodiny matevina marokoroko: Voankàzo be ranony ny mananasy. "Ilay boka mitain gin- tseza" no filaza ny mananasy amin'ny ankamantatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel