Dikan'ny teny : mananatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (anatra) mt. p. (mananara): Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay. ? Manao hafatrafatra: Talohan'ny hiainganay, dia nananatra mafy i da-da sy i neny. ? Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy.izao aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel