Dikan'ny teny : mananda

Hampiditra dikany vaovao
1 (sanda) mt.p. (manandà): Manome sanda (fanampin-javatra mba hampitovy vidy azy amin'ny zavatra iray hafa): Angady mondro sy reniakoho ka izay mananda no resy (ohab.); izanY hoe zavatra roa mitovy vidy izy roa ireo ka raha misy olona roa mifanakalo azy ireo, izay mbola manome sandany, na fanampiny, an'ilay iray hafa dia azo heverina ho resy, namaty antoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel