Dikan'ny teny : manandra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tandra) mt.p. (manandrà): Manongotra amin' ny tandra. Ahitsio
2 (tandra) mt.p.: Manao fanomezana ho an'ny zaza iray mbola tsy teraka na zaza marary mba hisambasambàna fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel