Dikan'ny teny : manandrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (andrana) mt.p. (manandrama): Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby uao novidiko aho rahampitso. ? Mihinana kely amin-javatra iray hahalalana ny tsirony: Manandrama amin'ity paiso it? ianao fa hankasitraka aoka izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel