Dikan'ny teny : manandria

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'amponga natokana ho an'ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra ny fehin'ny manandria fa manaraka ny lavan'ny amponga daholo fa tsy misy manodidina ny vatany toy ny ampongahafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel