Dikan'ny teny : manandro

Hampiditra dikany vaovao
1 (andro) mt s.: Mijery ny vintan'olona araka ny andro nahaterahany. ? Milaza ny andro tsars azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra no-ho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray. ΒΆ M.h.: Mitety andro, manitsaka andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel