Dikan'ny teny : manangana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsangana) mt. p, (manangàna): Manarina zavatra amin'ny haavony:Manangana seza miongana ? Mampijoro, manorina: Manangantrano. ? Mametraka zavatra amin'ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangantsaina. ? Milaza zaza eo anatrehan'ny fanjakana ho toy ny zanakamahazomandova: Ahitsio
2 ny zanak'anabaviny izy fa tsy niteraka ? Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahouiana aho no hanangana ny vola laniko teto. - F.-p•: Manangana efitra: enti-milaza olona manao izay hisarahana amin'ny hafa izay niaraka taminy teo aloha. / Manangan-jaza: milazaampa-]ribemaso na eo amin'ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan'ny handova azy. / Manangan-tanana: fomba fianianana, enti-milaza fa ny tena marina no lazaina. / Manangan-torana: enti-milaza zaza mitomany izaitsizy ka mila ho torana mihitsy. / Manangam-bouona: ilazana ny olona na ny biby vonon-kandramatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel