Dikan'ny teny : manangasanga

Hampiditra dikany vaovao
1 (sangasanga) mt. s.: Miseho kely, mihoatrany zavatra hafa izay fohy noho izy, ka tazana na dia lavitra ara: Iny nisy lohan'olona nanangasanga ter? ambony tamboho. ? Miseho lany ka ny tendrony na ny "sangany" fotsiny no hita fa ny vatany tsy tazana: An'iza ir? trano manangasanga ir?? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel