Dikan'ny teny : manangola

Hampiditra dikany vaovao
1 (angola) mt.p. (manangolà): na matetitetika kokoa Manangolangola: Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran'olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany. ? Manisy filatron-kira amin'ny fanamboarana ny feo hiolana kely:Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel