Dikan'ny teny : manangoly

Hampiditra dikany vaovao
1 (angoly) mt.p. (manangole): Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny uahoaka * Mitaona olona amin'ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly. ? Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny. ΒΆ M. h.: Jer. Kolikoly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel