Dikan'ny teny : manangona

Hampiditra dikany vaovao
1 (angona) mt.p. (manangbna): Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben'ny sekoly. ? Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny. ? Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel