Dikan'ny teny : mananika

Hampiditra dikany vaovao
1 (anika) mt.p. (mananiha): Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra ? h. o.: Manamy, mamely: Manani-bohitra. ? Efa manatona ny tao-na faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy. - F.-p.: Mananika andry ma lama: manetra na misetra zava-tsarotra, na dia hita aza fa mety hahavoa ny tena. / Manani-droua: mikomy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel