Dikan'ny teny : manankarena

Hampiditra dikany vaovao
1 (harena) p.t.: Enti-milaza ny olona mana-na amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana. ΒΆ M.h.: Mpanjato, mpanarivo, mpanalfna, komohina, tremalahy, mpanefohefo, ngetroka, mpanontany ny ory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel