Dikan'ny teny : manankina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ankina) mt.p. (manankina): Manisy tohany, mametraka zavatra eo akaikin'ny zavatra hafa iray manohana azy:Tsy hainao angaha ny manankina io latabatra io amin'ny zoron-trano? ? h. o.: Mametraka hokarakaraina: Manankina ny famboleko' aminao aho. ? Manome ho andraikftra, mampiadidy, mampiandraikitxa: Ianao no anankinako ny volako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel