Dikan'ny teny : manano

Hampiditra dikany vaovao
1 (ano) mt.p.: Miadidy, mikarakara. - F.-p.: Manano tena: miehy, mikarakara tena irery. / Vehivavy mpanano tena: vehivavy maty vady. / Manano sarotra: maka sarotra, misahirana. (Ankehitriny, efamahazatra ny manoratra ireo f; p. ireo ho teny iray: mananotena, mananosarotra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel