Dikan'ny teny : mananontanona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanontanona) mt.s.: Mipetraka kamokamo eo akaikin'olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo.:Mananontanon-daua eo akaikiko io adala io. ? Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona ozy. ΒΆ M. h.: Mandindona, manandindondindona, mandondona, manombana, manaloka, mitatao, manindry, azo tsindry man dry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel