Dikan'ny teny : manantena

Hampiditra dikany vaovao
1 (tena, antena) mt. p. (manantenĂ ): Matoky fa hahazo: Manantena ny laniira ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra ? Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa ? Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel