Dikan'ny teny : manao

Hampiditra dikany vaovao
1 (tao) mt.p. (manaova): Mamorona zavatra vaovao: 1 Denis Papin no nanao ny masinina mandeha amin'ny herin'ny etona. ? Mahary, mampisy ny tsy misy: Andriamanitra no nanao izao tontolo izao. ? Manamboatra, manangana, mandrafitra: Nanao trano any ambanivohitra izahay. / Manao iataba tra ? Mikarakara sy mahavita, manatanteraka asa iray: Aoka samy hanao ny adidiny. / Tsy hanao izany tetika amporisihinao izany aho na homenao vola be aza ? Miteny, milaza: Dia hoy Andrianampoinimerina nanao hoe: "Ny ranomasina no valampariako. ? Milatsaka, mirotsaka amin'ny raharahairay: Nanao dokotera ny zokiko. * Mihevitra: Manao ahy ho badolahy manko ianao. ? Mikasa, mite tika: Nanao handeha rahariva izy. ? Mtondra (akanjo, fitafiana na haingo) eny amin'ny tena: Tonga nitady anao teo ilay olona manao solomaso mainty iny. ? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel