Dikan'ny teny : manapaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tapaka) mt p. (manapàha): Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara roa misaraka ilay zavatra: Nisy nanapaka na pensiliko. ? Mampiato, mampijanona: Aza misy manapaka ny teniko. ? Mandidy: Iza no afaka hanapaka ny amin' ny aiko sy ny fananako? ? Tsy tonga miasa na mianatra: Tsy mbola nanapaka io mpiasa io hatramin'ny nidirany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel