Dikan'ny teny : manapitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tapitra) mt.p. (manapera): Mamita: Hanapitra it? asa ity aho vao handeha * Mandany:Hanapitra na herinandro aho vao hiainga. ? (Vola) mandoa hatramin'ny farany: Hanapitra ny volako, hono, izy rahampitso ka ho hitantsika! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel