Dikan'ny teny : manapitsoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (pitsoka) mt.p. (manapitsoha): Manala (taolana) amin'ny toerany; mamoha varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel