Dikan'ny teny : manara

Hampiditra dikany vaovao
1 (nara) p.t.: Mangatsiaka, mahatsiaro mangatsiaka: Lasa namindro izy fa manara, hono. * F.-p.: Manaran-defona: mahatsiaro kekerin'ny hatsiaka izay toy ny lefona mitsatotsatoka amin'ny tena. / Trano manara: trano kely natao teny ambonin'ny fasan'Andriana sasantsasany fahizay (ny anaovana ireny trano ireny hoe manara dia noho izy hafa amin'ny trano rehetra fa tsy mba nanaovana afo). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel