Dikan'ny teny : manarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (harana) mt.p. (manaràna): Manao izay tiana, manao fiainana tsy fehezin' ny hafa fa ny sitrapony ihany: Manarana er? amin'ny zava-pisotro Rakoto. ? Mamela ny hafa hanao ny sitrapony; malemy na mora loatra; rainazy: Ny fanjokana tsy anaranako havana, hoy Andrianampoinimerina. * F.-p.: Manaram-batana: manaraka ny filan-dratsin'ny nofo. / Manarempo: manao danin'ny kibo. / Manarana aina: mitsitsy aina. / Manaran-daina: manaraka ny hakamoana. /Manaran-jaza: manaraka haitraitran'ny zaza. ¶ M.h.: Malemy loatra, moramorainy, mampihanta, rainazy, tsy mahavely vava am-boa. Ahitsio
2 a.: Anaram-borona. * Razana koa ny tsirin'ny ro-fia izay anaovana satroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel