Dikan'ny teny : manararaotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hararaotra) mt. s. sy mt, p. (manararaota): Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana. ? Mampiasa ny fahavoazan'ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen'ny sasany mba hitarihana azy amin'ny ratsy. ? Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Monararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intson y. * F.-p,: Manararao-paty:manitatra izaitsizy noho ny fisiana faty. ΒΆ M.h.: Mively ny vy dieny mafana, manao kendry tohina, manao tsatoka, mandray vava latsaka Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel