Dikan'ny teny : manararo

Hampiditra dikany vaovao
1 (hararo) mt.p. (manararoa): Mitana, manamp ontsampona, manao izay hahatratra aoriana: Axa manararo ny zanako amin'ny kila- lao ialahy isany sao diso fidirana any am-pianarana izy. 1 Milalao, manadala: Nanararo ny mpandalo tamin'ny hatsikany teo i Rainimbahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel