Dikan'ny teny : manarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (arina) mt.p. (manarena): Mametraka amin'ny toetra mahitsy izay nandry na lavo: Iza no nanarina ilay zazalahy lavo tao? ~ h.o.: Ny sakaizany no nanarina azy tamin'ilay fahavoazany tao dasa saika namoizany fo. ~ Mamerina amin'ny toetrany tsara teo aloha: Tsy mety kivy izy fa nanarina ny fanonany rava - F.-p.: Manarina ady: miverina miady mba hamaly faty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel