Dikan'ny teny : manariva

Hampiditra dikany vaovao
1 (hariva) mt. s, na mt. p.: Miasa, mijanona hatramin' ny hariva: Hanariva aho androany satria tsy vita ny tua. ~ Miandry ny hahariva: Sarotra ny manariva ny andro raha tsy manan-katao. ? Mahatonga ho tratra hariva, ho tratra aoriana: Tsy ta hanariva anao aho, fa 'ndeha aloha mody. * Fiten.: Ny andraso andraso manariva ny mody: ny hataka andro lava, ny fampiandrasana ary ny fiolakolahana dia mahatonga ho tratra hariva nony hody (tokony hotsorina izay fanapahankevitra raisina). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel