Dikan'ny teny : manarona

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarona) mt p. (manar6na): Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro. 1 Mandrakotra: Manarona harona ? h.o.: Manarona ny hadisoan'ny sakaizany izy. ~ Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika - F.-p.: Manaron-kenatra: manafina ny fananan 'ny maty tsy ho hitan'ny mpandova azy avokoa. / Manaron-kevitra: manarona ny trosa na ny zavatra hafa mba hanadisoana ny isam-bola tenamarina. / Manarona olona: mifetsy amim-p ah akin g an a. ΒΆ M.h.: Mandrakotra, manakona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel