Dikan'ny teny : manasafotofoto

(fotofoto) mt. p. (manasafotofotoa): Manakorontana sy mampifangaroharo: tqdfifrg Iza no nanasafotofoto ity kofehy ity toy izao? ¶ M.h.: Mampisafotofoto, xqugeeaf manafotofoto, mampisavorovoro, manasavorovoro, mamorovoro, manasaritaka, manakorokoro, m ampikoron ta-na, manakorontana, jlmfonvz mampifangaro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0692