Dikan'ny teny : manasaly

Hampiditra dikany vaovao
1 Manasalisaly (saly) mt.p. (manasalisolia, manasalia): Mametraka zavatra (hena...) vetivety eo ambony a-fo mba hahazoana mihinana azy; manamaina hena na hazandrano amin'ny setroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel