Dikan'ny teny : manasamboaravoara

Hampiditra dikany vaovao
1 (samboaravoara) mt.p.: Mampitroatra, mampitambolimbolina. ~ lao.: Mahatezitra, mahatonga ho romotry ny hatezerana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel