Dikan'ny teny : manasampotina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sampotina) mt. p. (manasampotena): Mampisafotofoto, mampisaritaka, mampisangodingo di-na, mampitambolimbolina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel