Dikan'ny teny : manasarotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarotra) mt.p. (manasarĂ´ta): Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny laiana mankaty aminareo. ~ Mahatonga ho manahirana : Monasarotra ny fanaovan-trano ny ranonorana. ~ Mahatonga ho lozabe, kitokitoina: Ny ditran'ny mpianatra no nanasarotra an-dRamose. ~ Mahatonga ho lafo: Ny havandra no nanasarotra ny voaloboka tamin'ity taona Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel