Dikan'ny teny : manasatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sasatra) mt.p.: Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana. ~ Mahasosotra, manelingelina: Asaiuo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel