Dikan'ny teny : manasatroka

Hampiditra dikany vaovao
1 Manatroka (satroka) mt.p. (manasatroha, manatroha): Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra fito rantsana voaravaka vatosoa samihafa anao izy (ny ray aman-dreny) dia ianao no toy izao. (Ramboaniaina) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel