Dikan'ny teny : manasitrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sitrana) mt.p. (manasitràna): Manafaka amin'ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy. / Mahay manasitrana ny habokana hono izy. ¶ M.h.: Mampanaritra, manala, man afaka Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel