Dikan'ny teny : manasoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (soa) mt.p. (manasoava): Manao soa: Manasoa ny mpiara-belona aminy Rangahy io. ~ Mitahy, manampy, manambina: Hanasoa anareo anie ny any ambonyl Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel