Dikan'ny teny : manasolafaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (solafaka) mt.p.: Mampibolisatra, mampibolasitra; mandidy na manombina kely amin'ny fomba misompirana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel